plt-x-tanala_2co_text_reg/05/20.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 20 Ka vôtendry ho mpisolotegna an'i Kristy ahay, hôtran'ny hoe amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fentsône. Mengavy anareo ahay, noho i Kristy: ''Mihavàna amin'Andriamanitra !'' \v 21 Namboariny nanjary ho sorogna hôn'ny fahotantsena Kristy. Ijy ilay Iray jay tsy nagnota mihitsy. Namboariny ijany ba ho tonga fahamarinan'Andriamanitra ao aminajy antsena.