plt-x-tanala_2co_text_reg/05/13.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 13 Fa laha very saigna ahay, die hôn'Andriamanitra ijany; ary laha tonga saigna tsara ahay, die hônareo ijany. \v 14 Fa ny fitiavan'i Kristy no manery anay, satria ajonay antoka ny hoe: nisy olo raika maty hôn'ny manontolo, ary noho ijany die maty ny manontolo. \v 15 Maty Ijy hôn'ny manontolo, ba tsy ho velogna hôn'ny tegnany rerika mandy ireo je velogna fa hôn'Ajy ijay maty ary natsangagna nohon'ny fitiavana anajy ireo.