plt-x-tanala_2co_text_reg/05/11.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 11 Noho ijany, ny fahafantarana ny tahotra ny Tompo, no handresetsena lahatra ny olo. Ny maha antsena antsena die hitan'Andriamanitra majava. Antenaiko fa majava amin'ny feon'ny fiertreretanareo mandy koa ijany. \v 12 Tsy miejaka ny handresy lahatra anareo ndraika ahay mba hijaha anay hôtran'ny mahitsy fo. Fa koja, magnome antony hônareo hirehareha nohon'ny aminay ahay, ba hanagnanareo valiteny ho an'ireo ijay mirehareha ny amin'ny endrika ivelany fa tsy ny amin'ijay ao am-po.