plt-x-tanala_2co_text_reg/05/04.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 4 Fa laha bola eto amin'itoy tragno-lay itoy tokôtra antsena, die misento, mavesatr'entagna. Tsy te hijily antsena. Fa koja, te hisikina antsena, mba ho atelignin'ny fiaigna ijay mety maty. \v 5 Ny Raika ijay nagnomagna antsena ho amin'ijany raha ijany indrindra die Andriamanitra, ijay ho avy.