plt-x-tanala_2co_text_reg/09/03.txt

1 line
601 B
Plaintext

\v 3 Ary nirahiko ny rahalahy mba tsy ho java-pôgna ny fireharehantsena momba anareo, ary mba ho vognona ianareo, araka ny efa nojakaiko ho anareo. \v 4 Laha tsy ijany, laha misy makedoniaiana rahabe miarake amin'ahe ary mahita anareo mbola tsy vognona, die ho megnatre antsena-tsy mijaka n'ino n'ino momba anareo aho-noho ny fahatokiana anareo. \v 5 Ka mieritreritre iaho fa ilaina ny mamporisike ireo rahalahy henga agny aminao ary hagnano fifagnarahana mialoha ny amin'ny fagnomejana efa nanpagnatenainao. Ijany die ahafahana mivognona hôtrin'ny fitahiana, fa tsy hôtrin'ny raha tsy ajo ekena.