1 line
302 B
Plaintext
1 line
302 B
Plaintext
\v 1 Mikasika ny asa fanompôna ho an'ny mpino, tsy tena ilaiko ny manoratre ho anareo.\v 2 Fantatro ny momba ny fagnirianareo, ijay ireharehako amin'ny olon'ny Makedonia. Nojakaiko an-dreo fa Akaia die efa vognona nanomboke tamin'ny taogna lasa. Ny jotom-ponareo no nanosike ny ankamaroan-dreo hiasa. |