plt-x-tanala_2co_text_reg/06/14.txt

1 line
587 B
Plaintext

\v 14 Aja mifamatotra amin'ireo tsy mpino. Fa ino no iresan'ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna? Fa ino no iarahan'ny mejigna amin'ny majava? \v 15 Ino no mety ho fifagnarahana eo amin'i Kristy sy ny Beliala? Na ino no tokony anjara anagnan'ny mpino raike sy amin'ny tsy mpino raike? \v 16 Ary ino no fifagnarahana misy eo amin'ny tempolin'Andriamanitra sy ny Sampy? Fa antsena die tempolin'Andriamanitra velogna, araka ny efa nijakain'Andriamanitra hoe: ''Hitoetra eo amin'ijy ireo Aho ary handeha eo amin'ijy ireo. Aho die hôndrin'Andriamanitr'ijy ireo ary ijy ireo die ho oloko.''