plt-x-tanala_2co_text_reg/02/16.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 16 Hôn'ny olo ijay ho mate, ijany die hagnitra lahatami'ny fahafatesana ho amin'ny fahafatesana. Hôn'ireo sasagny ijay nivonjena, die hagnitra lahatami'ny fiegnana ao amin'ny fiegnana. Ija no tsara amin'ireo raha ireo? \v 17 Fa ahay die tsy mitovy amin'ireo olo rahabe ijay mivarotra ny jakan'Andriamanitra ba hajahôna tombony. Fa koja, amin'ny fahadiovam-po, no hivoriananay amin'i Kristy, satria nalefa avy lahatamin'Andriamanitra ahay, tao amin'ny fahitan'Andriamanitra.