plt-x-tanala_2co_text_reg/02/12.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 12 Nivoha hônahy ny varangaragna tamin'ny Tompo laha efa avy tao amin'ny tanà-dehibe an'i Troasy nitory ny filajantsara an'i Kristy tagny. \v 13 Na ijany aja, tsy managna fedanasaigna aho, satria tsy nahita ny rahalahiko Titosy tagny. Araka ijany, nandao anajy ireo aho ary nenga niverigna tagny Makedonia.