plt-x-tanala_2co_text_reg/13/13.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 13 Ireo mpino abiaby die magnano veloma anareo. [Fagnamarihana: Ireo dikan-teny saragne die manambatre ny andinine faha 13 amin'ny andinine faha 12 ary magnano ny andinine faha14 ho andinine faha 13.] \v 14 Enga anie ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tompo, ny fitiavan'Andriamanitra sy ny ferahana amin'ny Fanahy Masina ho ao aminareo abiaby.