plt-x-tanala_2co_text_reg/13/11.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 11 Farane, ry rahalahy, mifalia! mesà hômin'ny fameregnana amin'ny tokony ho ijy, mahereja, mifagnike ny kiraidraike, miegna am-pedagnana, ary ny Andriamanitry ny fitiavana sy ny fedagnana die hiarake aminareo. \v 12 Mifampiarabà anareo amin'ny fagnorohana Masina.