plt-x-tanala_2co_text_reg/13/07.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 7 Ankehitriny antsena die mivavake amin'Andriamanitra fa tsy afake ny hagnano raha ratsy anareo. Iaho die mivavake ny afake ahitana fa antsena die nahavoa amin'ny fitsapana. Fa koja, Iaho die nivavake ny mba hahafahanareo magnano ijay mete kanefa antsena die mety ho hita ho hôtran'ny tsy nahavoa tamin'ny fitsapana. \v 8 Fa antsena die tsy afake ny hagnano raha mifanohitra amin'ny fahamarignana, fa hôn'ny fahamarignana irerike mandy.