plt-x-tanala_2co_text_reg/13/05.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 5 Diniho ny tegnanareo laha tianareo ho hita fa ao amin'ny finôna anareo. Tsapay ny tegnanareo, mbola ajonareo an-saigna ve ijane momba ny amin'ny tegnanareo fa i Jesôsy Kristy die ao aminareo? Laha ohatra anareo ka tsy nahavoa tamin'ny fitsapana.\v 6 Ary iaho matoky fa anareo die hagneky fa antsena die nahavoa amin'ijane fitsapana ijane.