\v 30 Laha tsy mentsy mirehareha aho, die hirehareha momba ijay maneho ireo fahalemeko.\v 31Ilay Andriamanitra sy Rain'i Tompo Jesôsy, ilay raika ijay deraina mandrakijay, die mahalala fa tsy mivandy aho!