plt-x-tanala_2co_text_reg/11/27.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 27 Efa tamin'ny asa mafy sy java-tsarotra aho, tamin'ny aligna tsy misy torimaso, tamin'ny mosary sy hetaheta, tamin'ny fifadin-kanina matetika, tamin'ny hatseka sy fitanjahana.\v 28Ankôtra ny raha hafa, misy tsindry isan'andro amin'ahe nohon'ny fagnaheko amin'ny fengonana rehetra. \v 29 Ija no malemy, ka tsy malemy aho? Ija no manafintohigna, ka tsy mirehitra aho?