plt-x-tanala_2co_text_reg/11/24.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 24 Avy amin'ny alalagn'ireo Jiosy no nandresako " Kapôka efapolo latsaka raike" Indimy. \v 25 Intelo aho no nifihina tamin'ny hajo. Indraika aho no nitilina vato. Intelo aho no vaky sambo. Nandany indraika aligna sy indraika andro tegny an-dranomasina aho. \v 26 Nandeha matetika aho, tamin'ny lojan'ny ony, tamin'ny lojan'ireo mpandroba, tamin'ny lojan'ny oloko manokagna, tamin'ny lojan'ny Jentilisa, tamin'ny loja tagny amin'ny tanàna, tamin'ny loja tagny agn'efitre, tamin'ny loja tagny an-dranomasina, tami'ny loja avy alin'ireo rahalahy sandoka.