plt-x-tanala_2co_text_reg/11/19.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 19 Nagneky am-pifalena ireo môlan'areo. Die hoe hendry ny tegnanareo! \v 20 Fa mandefitra amin'ny olo anareo raha magnandevo anareo, mandany anareo, magnararaotra anareo, mandray ny tegnany ho ambony hôtran'areo, na raha mamely tefaka anareo ijy. \v 21 Ho lajaiko amin'ny fahafaham-barakanay fa malemy lôtra ahay tamin'ny fanôvana ijane. Laha misy mirehareha-die mivoria hôtra ny môla aho-Aho mandy koa die mirehareha.