plt-x-tanala_2co_text_reg/11/12.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 12 Ary ny raha atako die bola h'atako fehijay, ba metiny ahafahako mangala ny fitaregnana hôtran'ny fagnakiagnana an'ahe sy ny fitaregnana hôtran'ireo tien-dreo hireharehana--fa areo die hita manao asa mitovy amin'ijay atanay. \v 13 Fa ny olo tahaka ijany die apôstôly sandoka sy mpiasa mamitake. Areo die magnano sarisarin'ny tegnany tahaka ny apôstôlin'i Kristy.