plt-x-tanala_2co_text_reg/11/03.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 3 Fa matahotra aho saba, tahaka ny namitahan'ny a menaragna an'i Eva tamin'ny alalan'ny hafetsene, ny eritreritrareo die mety hiala amin'ny fanoloran-tegna amin-kitsim-po madio amin'ny Kristy. \v 4 Fa eritrereto hoe misy olo raike avy hitory Jesôsy hafa hôtran'ilay raika torintsena. Na eritrereto hoe mandray Fagnahy hafa hôtran'ijay resinareo anareo. Na eritrereto hoe mandray filajantsara hafa hôtran'ilay raika ijay niresinareo anareo. Mamela ireny javatra tsara mandy anareo!