plt-x-tanala_2co_text_reg/11/01.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 1 Magniry aho ba ahafahanareo mamela an'ahy nagnano fahadalana kely sasagne. Fa tena mamela an'ahy tokôtra anareo! \v 2 Fa saro-piaro ny momba anareo aho. Managna fahasarotam-piaro araka an'Andriamanitra aminareo aho, hatramin'ny nagnomejako toky anareo tao amin'ny fanambadiena hôn'ny vady raika mandy. Nagnome toky aho ny hanolotra anareo hôtran'ny virijiny madio hôn'ny Kristy.