plt-x-tanala_2co_text_reg/10/13.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 13 Antsena, na ijany aja, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho ijy. Fa koja, amboarinay mandy ijany inay misy farany araka ny nanendren'Andriamanitra anay, fetra ijay mahakasika anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigna ny tegnanay ijahay laha efa avy tegny aminareo. Ahay no avy vôlohany hatratagny aminareo niaraka tamin'ny filajantsaran'i Kristy.