plt-x-tanala_2co_text_reg/10/11.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 11 ôka ny olo hôtran'ireny hahalala fa ireo jaka ao amin'ny taratasinay tamin'ny fotôgna tsy nahateo anay die maharegny ny asa tokony ho amboarinay manontolo laha avy agny ahay.\v 12 Tsy mandeha lavitra ahay na mampitaha ny tegnanay amin'ireo ijay midoka tegna. Fa laha magnametatra ny tegnany amin'ny hafa ijy ireo ary mampitaha ny tegnany amin'ny hafa, die tsy ho marigna.