plt-x-tanala_2co_text_reg/10/03.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 3 Fa na ijany aja, die mandeha araka ny nofo ahay, tsy miady araka ny nofo. \v 4 Fa ny fediena ijay ediena die tsy ara-nofo. Noho ijany, managna hery avy lahatagny an-dagnitra ireo ba hamotehana ny fagnahy ratsy. Fa tsy mitondra na ino na ino ny hevi-pitaka andreo.