plt-x-tanala_2co_text_reg/10/01.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 1 Iaho, Paoly, Mengavy anareo ny tegnako, amin'ny fagnetren-tena sy hamoram-pagnahin'ny Kristy. Malemy fagnahy aho laha efa eo amin'ny fagnatrehanareo, nefa sahy ny aminareo aho laha efa tsy eo. \v 2 Mangataka aminareo aho, tsy mila mahasahy amin'ny fahatokisan-tegna. Nefa aho mieritreritra fa mila sahy manohitra ireo ijay mihevitra fa antsena die miaigna araka ny nofo.