plt-x-tanala_2co_text_reg/09/12.txt

1 line
723 B
Plaintext

\v 12 Ny fagnatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana rahabe an'Andriamanitra. \v 13 Fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibabohanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. \v 14 Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny saotre noho ny fagnomejane tsy hay jakaina!