plt-x-tanala_2co_text_reg/09/08.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 8 Ary Andriamanitra die afake mampitombo ny fitahiana ho anao, mba, amin'ny raha abiaby, die afake hahajo ijay ilainareo abiaby fehijay anareo. Ijany no misy die mba ahafahanareo manatombo ny asa soa anareo.\v 9 Ijany die arake ny vôsoratre hoe:" Nojaraine ireo harenane ary nagnome an'iregne ho an'ny misotry. Maharitre mandrakijay ny fahamarignany."