plt-x-tanala_2co_text_reg/08/22.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 22 Mandefa rahalahy raike hafa mandy koa ahay miaraka amin-dreo. Matetike ahay no nitsapa an'aje, ary nahita an'aje mafana fo tamin'ny asa rahabe. Majoto loholoho ijy ijao ankehitriny noho ilay fahatokisane makadiry ijay anagnane aminareo.\v 23 Laha ny amin'i Titosy, ijy no akamako sy mpiara-miasa amin'ahe hônareo. Laha ny amin'ny rahalahinay, die nalefaan'ireo fengonana areo. Voninahitre hôn'i Kristy areo.\v 24 Ka atoroy an-dreo ny fitiavanareo, ary atoroy amin'ny fengonana ny anton'ny fireharehanay momba anareo.