plt-x-tanala_2co_text_reg/08/20.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 20 Mitandrigna ahay ny amin'ny mety hisian'olo mitaraigna mombanay mahakasika an'io sa falalahan-tagnana ijay hamboarinay io. \v 21 Ka mila mitandrigna ahay mba hagnano ny mete, fa tsy eo agnatrehan'ny Tompo irerike mandy, fa eo alohakan'olo koa.