plt-x-tanala_2co_text_reg/08/18.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 18 Nampengainay ijy niaraka tamin'ilay rahalahy ijay nideraina teo agnivon'ny fengonana abiaby noho ny asane ijay mitory ny filajantsara. \v 19 Tsy ijay mandy, fa ijy mandy koa die nitondroin'ireo fengonana mba hienga hiaraka aminay hitondra ijao asan'ny falalahan-tagnana ijao. Ijane die hôn'ny voninahitr'ijy Tompo ary hon'ny fagnirenay hagnampe.