plt-x-tanala_2co_text_reg/08/16.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 16 Fa an'Andriamanitra ny fisôrana, ijay nagnavela ny tao am-pon'i Titosy ny fahamatorana ijay anagnako aminareo.\v 17 Fa ijy tsy nagneky ny haikan-tsena, fa tena matotre ny amin'ijane mandy koa. Nagnantogna anao tamin'ny sitrapone manokagna ijy.