plt-x-tanala_2co_text_reg/08/08.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 8 Tsy mijaka ijane hôtran'ny didy iaho. Fa koja, mijaka ijane iaho amin'ny fitsapana ny fahamarignan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana ijane amin'ny joto-pon'olo hafa.\v 9 Satria fantatrareo ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tompontsena. Ka na nanan-karena aja ijy, die nanjary misotry loholoho anareo, ka amin'ny alalan'ny fisotriana no mety ajahônareo harena.