plt-x-tanala_2co_text_reg/08/06.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 6 Ka nandrisika an'i Titosy ahay, ijay efa nanomboka an'ijane asa ijane, mba hagnatanteraka ny fahasoavana eo aminareo. \v 7 Fa anareo koja die manan-karena amin'ny raha abiaby, amin'ny finôna, amin'ny jaka, amin'ny fahalalana, amin'ny fahajotôna abiaby, ary amin'ny fitiavanareo anay. Ka atôvy ajo antoke mba hanan-karena amin'ijane asa fahasoavana anareo. [NY ULB sy ny UDB, miaraka amin'ireo dikan-teny maro hafa, die mivaky hôtran'ijao: "Ao amin'ny fitiavanao anay." Ny dikan-teny hafa die mivaky mivaky hôtran'ijao: "Ary ao amin'ny fiavanay anareo"]