plt-x-tanala_2co_text_reg/07/15.txt

1 line
223 B
Plaintext

\v 15 Ny fitiavany anareo die lehibe kokoa, tahakan'ny nahatsarovany ny fankatoavanareo manontolo, Jahay ny fandresanareo anajy tamin'ny tahotra sy hitakitake. \v 16 Faly aho satria nanagna fahatokisana tanterake taminareo.