plt-x-tanala_2co_text_reg/07/11.txt

1 line
651 B
Plaintext

\v 11 Jahay ny vokatry ny fahalebejan'ny fikirijanareo tamin'ny fahorena ao amin'Andriamanitra. Lehibe tokôtre ny hangejan'ny fikirijana tao aminareo ba hagnaporofo fa tsy manan-tsigny anareo. Lehibe tokôtra ny halehiben'ny fahavigniranareo, ny tahotrareo, ny alahelonareo, ny jotom-ponareo, ary ny fagnirenareo hahita ny fahamarinana ijay tokony natao! Ambon'ny raha manontolo die nagnaporofo tamin'ny tegnanareo anareo ba tsy ho meloka amin'ijany raharaha ijany. \v 12 Na die nanoratra taminareo aja Aho, Ijaho die tsy nanoratra hôn'ny mpagnano ratsy. Nanoratra aho ba tokony hampahalalana ny fahajotônareo teo aminay eo anatrehan'Andriamanitra.