plt-x-tanala_2co_text_reg/07/08.txt

1 line
601 B
Plaintext

\v 8 Na die nampalahelo anareo aja ny taratasiko, die tsy nampanegnina anahy ijany. Fa nanegnina tamin'ijany aho laha efa nahita fa nampalahelo anareo ijany. Fa nalahelo nandritry ny fotôgna fohike anareo. \v 9 Ankehitriny die faly aho, tsy hoe satria ory anareo, fa satria ny alahelonareo no nitondra anareo ho amin'ny fibebahana. Anareo die niaigna ny fahorena ao amin'Andrianitra, koa tsy nisy very nijalenareo hônay. \v 10 Ny fahorena ao amin'Andriamanitra die mitondra amin'ny fibebahana ny mba hahatanteraka ny famonjena. Na ijany aja, ny alahelon'ijao tontolo ijao, die mitondra fahafatesana.