plt-x-tanala_2co_text_reg/05/06.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 6 Noho ijany die mahatoky hatragny. Tongava saigna fa laha efa ao an-dragno amin'ny vatagna antsena, die lavitre ny Tompo. \v 7 Fa mandeha amin'ny finôna antsena, fa tsy amin'ny fahitana.\v 8 Noho ijany die managna fahatokiena antsena. Aleontsena lavitry ny vatagna fa ao an-dragno miaraka amin'ny Tompo.