plt-x-tanala_2co_text_reg/04/11.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 11 Ahay je velogna die mitondra hatragny ao amin'ny vatagnay ny fahafatesan'ny jesosy, amin'ijay ny fiagnan'ny Jesosy die hiseho eo amin'ny vatagnay olombelogna.\v 12 Noho ijany ny fahafatesana die miasa ao amitsena, fa ny fiegnana miasa ao aminareo.