plt-x-tanala_2co_text_reg/04/03.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 3 Fa laha vôsarogna ny filajantsara, ijany die ho vôsarogna amin'ireo ijay maty raike mandy. \v 4 Amin'ny toe-javatra mitranga amin'ijy ireo, ny andriamanitr'ijao tontolo ijao nahajamba ireo saigna tsy minon'ijy ireo. Vokatr'ijany, tsy afaka mahita ny fahajavan'ny filajantsaran'ny voninahitr'i Kristy ijy ireo, ijay endrik'Andriamanitra.