plt-x-tanala_2co_text_reg/04/01.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 1 Noho ijany, satria ahay managna ijany asa fanompôna ijany, ary vôha nahajo famindram-po, die kivy ahay. \v 2 Fa koja, nilavinay ireo fomba mahamegnatra sy mivony. Tsy miaigna amin'ny fitaka ahay, ary mampiasa marina ny jakan'Andriamanitra. Amin'ny fanehôna ny marina, ahay die mandidy ny tegnanay ny amin'ny feon'ny fieritreretan'ny olo ba hindao eo imason'Andriamanitra.