plt-x-tanala_2co_text_reg/03/17.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 17 Ary ny Tompo die Fagnahy. Ijay misy ny Fagnahin'ny Tompo, die misy fahafahana. \v 18Ary atsena rehetra, tsy misarom-boaly, die mahita ny voninahitry ny Tompo. Atsena di'efa vôvao ho oa amin'ny voninahitra mitovy ijay amin'ny voninahitra ho amin'ny voninahitra, ijay avy amin'ny Tompo, ijay tsy ija fa ny Fagnahy.