plt-x-tanala_2co_text_reg/03/14.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 14 Fa ny sain-dreo die donto. Na die mandrak'ijao ijany voaly ijany die bola mivela eo amin'ny famakena ny fagnekena taloha. Tsy misokatra ijany, satria ao amin'i Kristy mandy ijany no alaina. \v 15 Nefa na die amin'ijao aja, na ho vena na ho vena no vakina ny lalàn'i Mosesy, die mandrakotra ny fon-dreo ny voaly. \v 16 Nefa laha mitodika amin'ny Tompo ny olo, die alaina ny voaly.