plt-x-tanala_2co_text_reg/03/12.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 12 Satria managna toky tahaka ijany atsena, die mahasahy tokôtre. \v 13 Atsena die tsy tahakan'i Mosesy, ijay nanakotra ny tarehiny tamin'ny voaly, ba tsy hahafahan'ny vahôkan'Israely mijery an'aje mivantagna amin'ny fiafaran'ny voninahitra ijay nandalo mandy.