plt-x-tanala_2co_text_reg/03/09.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 9 Fa laha nanagna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, die ho toy ny ahôna ny fitombôn'ny voninahitry ny asan'ny fahamarinana! \v 10 Satria tokôtre, ijay namena voninahitra idray mandeha die tsy hanam-boninahitra koa amin'ijany fomba ijane, noho ny voninahitra ijay mampitombo ijane. \v 11 Fa laha ijay nandalo fotsiny no nanagna voninahitre, die tsy hanagna voninahitra mihôtrana noho ijany ve ijay maharitre!