plt-x-tanala_2co_text_reg/03/04.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 4 Ary ijany no toky ijay anagnantsena eo agnatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'i Kristy. \v 5 Atsena die tsy mahefa amin'ny tegnantsena ba handray na ino na ino ijay avy amintsena. Fa koja, ny fahefan-tsena die avy amin'Andriamanitre. \v 6 Andriamanitra no nagnano antsena ba ho mpanompon'ny fagnekena vaovao. ijany die fagnekena tsy avy amin'ny soratra mamono, ary ny Fagnahy magnome aigna.