plt-x-tanala_2co_text_reg/03/01.txt

2 lines
525 B
Plaintext

\v 1 Hanomboka hidera-tegna ve ahay? Ahay die tsy ireo taratasy fagnamarihana aminareo na avy aminareo, toy ny olo sasagne, sa tsy jay? \v 2Ny tegnanareo no taratasy fagnamarihanay, ijay vôsoratra ao am-potsena, ijay fantatra ary vakin'ny olo abiaby.
\v 3 Anareo die maneho fa taratasy fagnambarana avy amin'i Kristy, ijay natolontsena. ijany die tsy vôsoratra tamin'ny rano menty fa tamin'ny fagnahin'ilay Andriamanitra velogna. Ijany die tsy vôsoratra teo amin'ny takela-bato, fa teo amin'ny takelaky ny fon'olombelogna.