plt-x-tanala_2co_text_reg/02/03.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 3 Nanoratra aho hôtran'ny namboariko ba tsy ho vôratran'ireo ijay tokony nampifaly anahy laha efa avy lahatagny aminareo. Iaho die managna fahatokisana ny aminareo manontolo fa ny fifaleko die fifalena mitovy amin'ny anareo manontolo. \v 4 Fa nanoratra hônareo aho avy amin'ny fahorena angejabe, miaraka amin'ny fangirefiren'ny fo, ary miaraka amin'ny ranomaso be. Tsy te-hampalahelo anareo aho. Fa koja, te hampahalala anareo ny halaligny ny fitiavana ijay anagnako hônareo.