plt-x-tanala_2co_text_reg/01/23.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 23 Fa nagnatso an'Andriamanitra iaho, hijoro vavolombelogna ho an'ahe ijay antone tsy niaviako tao Korinto mba hamindrako fo aminareo. \v 24 Ijany die tsy sagnatria noho ahay miejake ny mamehe ijay tokone ho finoanareo, Fa koja, ahay die miara-miasa aminareo amin'ny fifalianareo, satria anareo mijoro amin'ny finoanareo.