plt-x-tanala_2co_text_reg/01/15.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 15 Satria natoky ny momba ijany iaho, die te ho agny aminareo aloha, mba hahafahanareo mahajo tombone amin'ny fitsidihana roe.\v 16 Niomagna ny hitsidika anareo laha tegne amin'ny lalako ho agne Makedonia aho. Ary avy eo die mbola nagniry hitsidike anareo indraike aho tamin'ny diako avy lahatagne Makedonia, ary ny mba hagnateranareo an'ahe tegne amin'ny lalako ho agne jodia avy eo.