\v 9 Fa antsena die mifaly laha marefo ary mafy anareo. Fa antsena mandy koa die mivavake mba ho ataontsena feno anareo. \v 10 Manoratra ireto raha ireto iaho laha magnalavitre anareo iaho, ka laha miaraka aminareo iaho die tsy vĂ´tery mitondra anareo an-kavignirana amin'ny fampesana ny fahefako-ijay nomen'ny Tompo an'Ahe, mba hanagnako anareo, ary tsy hanimba anareo.