\v 3 Mijaka anareo ijane iaho satria anareo die mandremby porofo fa i Kristy die mijaka amin'ny alalako. Tsy malemy aminareo Ijy. Fa koja, mahere ao aminareo Ijy. \v 4 Fa Ijy nifantsihana amin'ny falemena, nefa velogna tamin'ny herin'Andriamanitra. Fa antsena koja die malemy amin'Ajy ao, kanefa antsena die miara-miaigna amin'ny herin'Andriamanitra eo agnivonareo.